FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nanamboatra tsato-kazo masina*+ koa izy. Nanao zavatra maro nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely talohany.

  • 2 Mpanjaka 8:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ i Ahazia, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havany am-panambadiana+ mantsy ny ankohonan’i Ahaba. 28 Niaraka tamin’i Jorama zanak’i Ahaba àry izy, mba hiady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria tany Ramota-gileada.+ Voan’ny Syrianina anefa i Jorama ka naratra.+

  • Mika 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Manaraka ny lalàn’i Omry sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba mantsy ianareo,+

      Sady manaiky ny toroheviny.

      Hosaziko ianareo ka hihorohoro ny olona mahita an’izay manjo anareo,

      Ary hisioka haneso an’ireo mponina ao aminareo ny olona.+

      Dia holatsain’ny firenena hafa ianareo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara