1 Mpanjaka 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela+ dia hovonoin’i Jeho.+ Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa hovonoin’i Elisa.+ 2 Tantara 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izay torohevitr’izy ireo no narahiny, ka niaraka tamin’i Jorama zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely izy mba hiady tamin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria, tany Ramota-gileada.+ Voan’ny mpandefa zana-tsipìka i Jorama tamin’izay ka naratra.
17 Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela+ dia hovonoin’i Jeho.+ Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa hovonoin’i Elisa.+
5 Izay torohevitr’izy ireo no narahiny, ka niaraka tamin’i Jorama zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely izy mba hiady tamin’i Hazaela+ mpanjakan’i Syria, tany Ramota-gileada.+ Voan’ny mpandefa zana-tsipìka i Jorama tamin’izay ka naratra.