FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Jorama+ zanak’i Ahaba mpanjakan’ny Israely, dia lasa mpanjaka i Jorama+ zanak’i Josafata mpanjakan’ny Joda. Mbola nanjaka tao Joda koa i Josafata tamin’izay.

  • 2 Mpanjaka 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely+ izy. Hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba no nataony,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no lasa vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah+ foana izy.

  • 2 Tantara 22:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy. 4 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy, hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Izy ireo mantsy no mpanolo-tsaina azy taorian’ny nahafatesan’ny rainy, ka nitondra loza ho azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara