-
2 Mpanjaka 8:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary 22 taona i Ahazia tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka herintaona tany Jerosalema izy. Atalia+ no anaran-dreniny, ary zafikelin’i* Omry+ mpanjakan’ny Israely izy io. 27 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ i Ahazia, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana, toy ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba. Havany am-panambadiana+ mantsy ny ankohonan’i Ahaba.
-