1 Mpanjaka 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanamboatra tsato-kazo masina*+ koa izy. Nanao zavatra maro nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely talohany.
33 Nanamboatra tsato-kazo masina*+ koa izy. Nanao zavatra maro nampahatezitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely talohany.