1 Mpanjaka 16:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany. 2 Mpanjaka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao atỳ, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana raha i Jezebela+ reninao aza mbola mivaro-tena sy milalao ody+ be mihitsy?”
31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.
22 Raha vao nahita an’i Jeho i Jorama, dia nilaza hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao atỳ, ry Jeho?” Hoy anefa izy: “Ahoana no hisian’ny fihavanana raha i Jezebela+ reninao aza mbola mivaro-tena sy milalao ody+ be mihitsy?”