FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 16:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Hoatran’ny hoe tsy ampy azy ny nanao ny fahotana nataon’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, fa mbola nanambady an’i Jezebela+ zanakavavin’i Etibala mpanjakan’ny Sidonianina+ koa izy. Ary lasa nanompo an’i Bala+ izy ka niankohoka teo anatrehany.

  • 1 Mpanjaka 18:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tamin’i Jezebela+ nandripaka an’ireo mpaminanin’i Jehovah, dia naka mpaminany 100 i Obadia ka nanafina azy ireo. Nataony 50 avy ny tao anaty lava-bato, ary nitondrany mofo sy rano izy ireo.—

  • 1 Mpanjaka 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia naniraka olona ho any amin’i Elia i Jezebela mba hilaza hoe: “Hofaizin’ireo andriamanitra anie aho,* raha tsy hataoko hoatran’ny tsirairay amin’ireny ianao rahampitso hoatr’izao!”

  • 1 Mpanjaka 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy i Jezebela vadiny: “Fa tsy ianao angaha no mpanjakan’ny Israely? Mitsangàna, mihinàna hanina, dia mifalia! Izaho no hanome anao ny tanimboalobok’i Nabota Jezirelita.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara