-
Mpitsara 10:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah indray ny Israelita,+ ka nanompo an’ireo Bala,+ sy ireo sarin’i Astarta, sy ireo andriamanitr’i Arama,* sy ireo andriamanitr’i Sidona, sy ireo andriamanitr’i Moaba,+ sy ireo andriamanitry ny Amonita,+ ary ireo andriamanitry ny Filistinina.+ Niala tamin’i Jehovah izy ireo ary tsy nanompo azy intsony.
-
-
2 Mpanjaka 10:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Koa vorio hankatỳ amiko daholo ny mpaminanin’i Bala+ sy ny mpivavaka aminy ary ny mpisorony rehetra.+ Aza avela hisy tsy ho tonga na iray aza, fa hanao sorona lehibe ho an’i Bala aho. Hovonoina ho faty izay tsy tonga.” Hafetsena fotsiny anefa izany! Nanao an’izany izy mba handringanana ny mpivavaka tamin’i Bala.
-