Levitikosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+ Deoteronomia 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Mpanjaka 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa vorio hankany amiko any amin’ny Tendrombohitra Karmela+ ny Israely rehetra. Vorio koa ny mpaminanin’i Bala 450 sy ny mpaminany 400 mivavaka amin’ny tsato-kazo masina,*+ izay samy misakafo eo amin’ny latabatr’i Jezebela.”
6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+
19 Koa vorio hankany amiko any amin’ny Tendrombohitra Karmela+ ny Israely rehetra. Vorio koa ny mpaminanin’i Bala 450 sy ny mpaminany 400 mivavaka amin’ny tsato-kazo masina,*+ izay samy misakafo eo amin’ny latabatr’i Jezebela.”