2 Mpanjaka 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Naniraka olona hitety ny Israely rehetra i Jeho taorian’izay, ka tonga daholo ny mpivavaka tamin’i Bala. Tsy nisy tsy tonga na iray aza. Niditra tao an-tranon’i* Bala+ izy ireo, ka feno hipoka ilay trano. 2 Mpanjaka 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Noravany ny tsangambato masin’i Bala.+ Dia narodany ny tranon’i Bala+ ka nataony kabine, ary mbola hoatr’izany ilay izy hatramin’izao.
21 Naniraka olona hitety ny Israely rehetra i Jeho taorian’izay, ka tonga daholo ny mpivavaka tamin’i Bala. Tsy nisy tsy tonga na iray aza. Niditra tao an-tranon’i* Bala+ izy ireo, ka feno hipoka ilay trano.
27 Noravany ny tsangambato masin’i Bala.+ Dia narodany ny tranon’i Bala+ ka nataony kabine, ary mbola hoatr’izany ilay izy hatramin’izao.