FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:41, 42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Izay mandray mpaminany satria hoe mpaminany ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria hoe olo-marina ilay olona, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina. 42 Ary izay manome rano mangatsiaka na dia eran’ny kaopy fotsiny aza, mba hosotroin’ny iray amin’ireto madinika ireto satria hoe mpianatro ilay olona, dia lazaiko marina aminareo fa tena hahazo valisoa izy.”+

  • Lioka 4:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Lazaiko marina aminareo, ohatra, fa be dia be ny vehivavy mpitondratena teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elia, rehefa nihantona telo taona sy tapany ny orana, ka nisy mosary mafy nanerana an’ilay tany.+ 26 Tsy tany amin’ny anankiray tamin’ireny anefa i Elia no nirahina, fa tany amin’ny vehivavy mpitondratena iray tany Zarefata any Sidona+ ihany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara