-
2 Mpanjaka 4:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Koa nentiny niakatra ilay zaza, ka nampatoriny teo amin’ny fandrianan’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia nakatony ny varavarana ary lasa izy.
-
-
2 Mpanjaka 4:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Tamin’i Elisa tonga tao amin’ilay trano, dia efa natsotra teo am-pandrianan’i Elisa ilay zaza maty.+
-