FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 2:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa nahatazana azy ny zanaky ny mpaminany tao Jeriko, dia nilaza hoe: “Efa lasa ao amin’i Elisa ny fanahy niasa tamin’i Elia.”+ Nitsena azy àry izy ireo, ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany. 16 Dia hoy izy ireo taminy: “Misy 50 lahy mahery fo ireto, anisan’ny mpanomponao. Aoka re izy ireo handeha hitady ny tomponao e! Angamba nampiakarin’ny fanahin’i* Jehovah izy, dia nazerany any an-tendrombohitra any, na any an-dohasaha+ any.” Hoy anefa i Elisa: “Aza alefa ry zareo.”

  • Matio 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Asan’ny Apostoly 8:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Rehefa niakatra avy tao anaty rano izy roa lahy, dia nentin’ny fanahin’i Jehovah* niala teo haingana i Filipo, ka tsy hitan’ilay tandapa intsony. Dia nanohy ny diany ilay tandapa sady faly.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara