FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa nisy firenena nanolo ny andriamaniny tamin’izay tsy andriamanitra ve?

      Ny vahoakako anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy misy ilana azy.+

  • Hosea 10:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mihatsaravelatsihy* ny fony,

      Ka ho hita hoe meloka izy ireo.

      Hisy hanapotika ny alitarany, ary hisy handrava ny tsato-kazony masina.

  • Matio 12:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Izay tsy manohana ahy dia manohitra ahy, ary izay tsy miara-manangona amiko dia manaparitaka.+

  • 1 Korintianina 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Korintianina 6:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara