Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.” Genesisy 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nataon’i Jakoba hoe Peniela*+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatrika tamin’Andriamanitra aho, nefa mbola velona ihany.”+ Genesisy 35:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy Andriamanitra taminy: “Jakoba+ no anaranao. Tsy hatao hoe Jakoba intsony anefa ny anaranao, fa hatao hoe Israely.” Dia nantsoiny hoe Israely+ izy. Isaia 48:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
28 Hoy indray ilay lehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona tamin’Andriamanitra+ sy tamin’olona ianao, ka nandresy tamin’ny farany.”
30 Dia nataon’i Jakoba hoe Peniela*+ ny anaran’ilay toerana, satria hoy izy: “Efa nifanatrika tamin’Andriamanitra aho, nefa mbola velona ihany.”+
10 Dia hoy Andriamanitra taminy: “Jakoba+ no anaranao. Tsy hatao hoe Jakoba intsony anefa ny anaranao, fa hatao hoe Israely.” Dia nantsoiny hoe Israely+ izy.