1 Mpanjaka 18:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia hoy i Elia tamin’izy ireo: “Sambory ireo mpaminanin’i Bala ireo! Aza avela hisy ho afa-mandositra na iray aza!” Koa nosamborin’ny olona avy hatrany izy ireo, ka nentin’i Elia nidina nankany amin’ny reniranon’i* Kisona,+ dia novonoiny tany.+
40 Dia hoy i Elia tamin’izy ireo: “Sambory ireo mpaminanin’i Bala ireo! Aza avela hisy ho afa-mandositra na iray aza!” Koa nosamborin’ny olona avy hatrany izy ireo, ka nentin’i Elia nidina nankany amin’ny reniranon’i* Kisona,+ dia novonoiny tany.+