-
1 Samoela 14:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia nihorohoro ny olona tao amin’ny toby teny ambanivohitra, sy ny olona rehetra tao amin’ilay tobin’ny mpitily. Na ireo andiana miaramila mpanafika+ aza natahotra be koa. Ary nanomboka nihovotrovotra ny tany, ka nataon’Andriamanitra nihorohoro izy ireo.
-
-
Joba 9:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Hozongozoniny hiala amin’ny toerany ny tany,
Ka mihovotrovotra ny andrin’ny tany.+
-