2 Mpanjaka 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nesorin’i Elia avy eo ilay akanjona mpaminany+ nanaovany, ary nahorongorony ka nokapohiny tamin’iny ny rano. Dia nisaraka roa ilay rano, ka niampita tamin’ny tany maina+ izy roa lahy.
8 Nesorin’i Elia avy eo ilay akanjona mpaminany+ nanaovany, ary nahorongorony ka nokapohiny tamin’iny ny rano. Dia nisaraka roa ilay rano, ka niampita tamin’ny tany maina+ izy roa lahy.