1 Mpanjaka 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nisy lehilahy iray anisan’ny zanaky ny mpaminany*+ nasain’i Jehovah niteny tamin’ny namany hoe: “Asio aho, azafady!” Tsy nety namely azy anefa ilay namany.
35 Nisy lehilahy iray anisan’ny zanaky ny mpaminany*+ nasain’i Jehovah niteny tamin’ny namany hoe: “Asio aho, azafady!” Tsy nety namely azy anefa ilay namany.