FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 6:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Taorian’izay, dia novorin’i Beni-hadada mpanjakan’i Syria ny tafiny* manontolo, ka niakatra hanao fahirano an’i Samaria+ izy ireo.

  • 2 Mpanjaka 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nanontany azy i Hazaela hoe: “Fa maninona ny tompoko no mitomany?” Dia namaly izy hoe: “Satria fantatro ny ratsy hataonao amin’ny vahoakan’Israely:+ Hodoranao ny toerany voaro mafy, hovonoinao amin’ny sabatra ny lehilahy voafantina eo aminy, hotorotoroinao ny zanany, ary hotatahanao ny kibon’ny vehivavy bevohoka eo aminy.”+

  • 2 Tantara 18:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hoy àry i Mikaia: “Ireny fa hitako miparitaka eny an-tendrombohitra ny Israelita rehetra, hoatran’ny ondry tsy misy mpiandry.+ Dia hoy i Jehovah: ‘Tsy manan-tompo ireo, ka aleo ry zareo samy hody soa aman-tsara any an-tranony avy.’”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara