-
2 Tantara 18:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hoy koa anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: “Mba anontanio ihany aloha, azafady, izay lazain’i Jehovah.”+ 5 Novorin’ny mpanjakan’ny Israely àry ny mpaminany 400 lahy, dia hoy izy tamin’izy ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve izahay, sa tsy handeha?” Dia hoy izy ireo: “Mandehana fa hataon’ilay tena Andriamanitra resinao ilay tanàna, ry mpanjaka!”
-