-
1 Mpanjaka 22:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Hoy koa anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: “Mba anontanio ihany aloha,+ azafady, izay lazain’i Jehovah.”+ 6 Novorin’ny mpanjakan’ny Israely àry ny mpaminany 400 lahy teo ho eo. Hoy izy tamin’izy ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve aho, sa tsy handeha?” Dia hoy izy ireo: “Mandehana fa hataon’i Jehovah resinao ilay tanàna, ry mpanjaka!”
-