1 Mpanjaka 20:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa nolazaiko hoe tokony haringana, na dia efa teo an-tananao aza izy,+ dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny vahoakanao no hasolo ny vahoakany.’”+
42 Hoy izy tamin’ny mpanjaka: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Satria navelanao handeha ilay lehilahy efa nolazaiko hoe tokony haringana, na dia efa teo an-tananao aza izy,+ dia ny ainao no hasolo ny ainy,+ ary ny vahoakanao no hasolo ny vahoakany.’”+