-
2 Tantara 17:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary i Josafata zanany+ no nanjaka nandimby an’i Asa, ka nanamafy orina ny toerany teo amin’ny Israely.
-
-
2 Tantara 20:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Mbola nanjaka teo amin’ny Joda ihany i Josafata. Lasa mpanjaka izy tamin’izy 35 taona, ary nanjaka 25 taona tany Jerosalema izy. Azoba no anaran-dreniny, ary zanak’i Sily+ izy io.
-