1 Mpanjaka 15:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Asa,+ hoatran’i Davida razambeny. 12 Noroahiny hiala tao amin’ilay tany ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ ary nesoriny daholo ny sampy maharikoriko* nataon’ny razambeny.+
11 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Asa,+ hoatran’i Davida razambeny. 12 Noroahiny hiala tao amin’ilay tany ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ ary nesoriny daholo ny sampy maharikoriko* nataon’ny razambeny.+