FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 23:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Tsy misy mahazo manao mpivaro-tenan’ny tempoly,+ na ny zanakavavin’ny Israely na ny zanakalahin’ny Israely.+ 18 Aza entina ao an-tranon’i Jehovah Andriamanitrao mba hanefana voady ny karaman’ny vehivavy mpivaro-tena na ny karaman’ny lehilahy mpivaro-tena,* satria samy maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao izany.

  • 1 Mpanjaka 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nisy lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly koa tao amin’ilay tany.+ Dia nataon’ny vahoaka daholo ny zava-maharikoriko fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.

  • 1 Mpanjaka 22:45, 46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve ny sisa amin’ny tantaran’i Josafata, izany hoe ny heriny sy ny ady nataony? 46 Nesoriny tsy ho eo amin’ilay tany koa ny sisa tamin’ireo lehilahy mpivaro-tenan’ny tempoly,+ izay mbola tavela tamin’ny andron’i Asa rainy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara