FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:23-25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tonga tany Mara*+ izy ireo, saingy tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ilay izy. Izany no nahatonga an’i Mosesy hiantso an’ilay toerana hoe Mara. 24 Koa nanomboka nimenomenona tamin’i Mosesy+ ny vahoaka, ka niteny hoe: “Dia inona no hosotroinay?” 25 Ary nitaraina tamin’i Jehovah+ i Mosesy, ka natoron’i Jehovah azy ny hazo iray naniry teo. Dia natsipin’i Mosesy tao anatin’ilay rano ilay izy, ka lasa mamy ilay rano.

      Teo Andriamanitra no nametraka fitsipika sy didim-pitsarana ho azy ireo. Teo koa Izy no nitsapa toetra azy ireo.+

  • 2 Mpanjaka 2:19-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tatỳ aoriana, dia hoy ny mponina tao an-tanàna tamin’i Elisa: “Araka izao hitan’ny tompoko izao, dia tsara toerana ity tanàna ity.+ Ratsy anefa ny rano ary tsy mamokatra* ny tany.” 20 Hoy àry i Elisa: “Itondray vilia baolina kely vaovao aho, ary asio sira ao anatiny.” Dia nitondran’izy ireo izy. 21 Nankany amin’ilay loharano izy avy eo, dia nanipy sira tao+ sady niteny hoe: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Efa nodioviko* ity rano ity. Tsy hahafaty intsony izy ity na hahatonga ny olona tsy hiteraka.’”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara