-
Levitikosy 14:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary hofafazany amin’ilay ra impito ilay olona manadio ny tenany ho afaka amin’ny habokany. Dia hambarany hoe madio izy. Avy eo, dia halefany hanidina any an-tsaha ilay vorona velona.+
-
-
Nomery 19:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary hakan’i Eleazara mpisorona amin’ny rantsantanany iray ny ran’ilay ombivavy, dia hafafiny impito tandrifin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana.+
-