-
1 Mpanjaka 15:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Novonoin’i Basa àry izy tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa mpanjakan’ny Joda, ka i Basa no nanjaka nandimby azy. 29 Raha vao lasa mpanjaka i Basa, dia novonoiny daholo ny ankohonan’i Jeroboama. Tsy nasiany niangana izay rehetra nanam-pofonaina tamin’ny fianakavian’i Jeroboama. Nasainy naripaka izy ireo, araka ny tenin’i Jehovah tamin’ny alalan’i Ahia Silonita mpanompony.+
-