1 Mpanjaka 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Teneno izy hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Sady namono olona+ ve ianao no naka ny fananany?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao.”’”+
19 Teneno izy hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Sady namono olona+ ve ianao no naka ny fananany?”’+ Lazao aminy koa hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Eo amin’izay nilelafan’ny alika ny ran’i Nabota no hilelafan’ny alika ny ranao.”’”+