FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Dia maty ny mpanjaka, ka nentina tany Samaria ary nalevina tany. 38 Rehefa nosasana teo akaikin’ny dobon’i Samaria ilay kalesy fitondra miady, dia nolelafin’ny alika ny rany, ary nisy mpivaro-tena nandro teo.* Nitranga izany, araka ny efa nolazain’i Jehovah.+

  • 2 Mpanjaka 9:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Hoy i Jeho tamin’i Bidkara, manamboninahitra lefiny: “Batao izy, ary atsipazo eo amin’ny tanin’i Nabota Jezirelita.+ Tadidio fa tamin’izaho sy ianao nitaingina kalesy* nanaraka an’i Ahaba rainy, dia i Jehovah mihitsy no nanameloka+ azy hoe: 26 ‘“Hitako ny ran’i Nabota+ sy ny ran’ny zanany lahy omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity tany ity no tsy maintsy hamaliako ny nataonao”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, dia atsipazo eo amin’ilay tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara