FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Niverina tany Jezirela+ àry i Jorama Mpanjaka, mba hotsaboina noho ny ratra nahazo azy tamin’izy nasian’ny Syrianina tany Rama, rehefa niady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria.+ Ary nidina tany Jezirela i Ahazia zanak’i Jorama mpanjakan’ny Joda mba hamangy an’i Jorama zanak’i Ahaba, noho izy naratra.*

  • 2 Tantara 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nahatonga loza tamin’i Ahazia anefa Andriamanitra, tamin’izy nankany amin’i Jorama. Rehefa tonga tany izy, dia niara-nivoaka tamin’i Jorama mba hitsena an’i Jeho+ zafikelin’i* Nimsy, izay notendren’i* Jehovah mba handringana ny ankohonan’i Ahaba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara