-
2 Mpanjaka 9:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia hoy ilay mpitily: “Tonga teny amin-dry zareo ilay iraka, nefa tsy niverina. Raha ny fitondran’ilay olona kalesy aloha, dia hoatran’ny fitondran’i Jeho zafikelin’i* Nimsy mihitsy! Mirifatra hoatran’ny adala mantsy izy.” 21 Hoy i Jorama: “Omano ny kalesy fitondra miady!” Dia nomanina ny kalesiny. Ary samy nitaingina ny kalesiny avy i Jorama mpanjakan’ny Israely sy Ahazia+ mpanjakan’ny Joda, ka nandeha nitsena an’i Jeho. Nifanena taminy teo amin’ny tanin’i Nabota+ Jezirelita izy ireo.
-