-
2 Tantara 22:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Tamin’i Jeho nanomboka nampihatra didim-pitsarana tamin’ny ankohonan’i Ahaba, dia hitany ny andrianan’ny Joda sy ny zana-drahalahin’i Ahazia izay samy mpanompon’i Ahazia, ka novonoiny.+
-