2 Mpanjaka 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+ Salamo 68:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 An’alinaliny ny kalesin’Andriamanitra fitondrany miady, eny, an’arivoarivony.+ Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+
17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+
17 An’alinaliny ny kalesin’Andriamanitra fitondrany miady, eny, an’arivoarivony.+ Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+