-
2 Mpanjaka 6:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Hoy anefa izy: “Aza matahotra,+ fa ny miaraka amintsika dia betsaka noho ny miaraka amin’izy ireo.”+ 17 Dia nivavaka i Elisa hoe: “Jehovah ô, sokafy re ny masony mba hahitany e!”+ Avy hatrany dia nosokafan’i Jehovah ny mason’ilay mpanompo, ka nahita izy. Ary ireo fa feno soavaly sy kalesy afo+ ny faritra be tendrombohitra nanodidina an’i Elisa.+
-
-
Matio 26:53Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
53 Angaha heverinao fa tsy azoko atao ny miangavy ny Raiko, ka izao dia izao ihany aho dia handefasany anjely be dia be mihoatra noho ny andian-tafika 12?+
-