-
1 Mpanjaka 8:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia nitsangana teo anoloan’ny alitaran’i Jehovah, teo anatrehan’ny fiangonan’Israely manontolo, i Solomona, ary namelatra ny tanany nanandrify ny lanitra mba hivavaka.+
-
-
2 Tantara 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nanao ny alitara varahina izy,+ ka 20 hakiho ny lavany, 20 hakiho ny sakany, ary 10 hakiho ny haavony.
-