Josoa 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao mikasika ny* ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”*+ 2 Mpanjaka 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nesorin’i Elia avy eo ilay akanjona mpaminany+ nanaovany, ary nahorongorony ka nokapohiny tamin’iny ny rano. Dia nisaraka roa ilay rano, ka niampita tamin’ny tany maina+ izy roa lahy.
13 Raha vao mikasika ny* ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”*+
8 Nesorin’i Elia avy eo ilay akanjona mpaminany+ nanaovany, ary nahorongorony ka nokapohiny tamin’iny ny rano. Dia nisaraka roa ilay rano, ka niampita tamin’ny tany maina+ izy roa lahy.