-
2 Tantara 25:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nisikina herim-po i Amazia avy eo, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira ny miaramilany.+ Dia namono miaramila 10 000 avy any Seira izy.+ 12 Ary nisy 10 000 koa azon’ny miaramilan’i Joda sambo-belona. Koa nentiny teny an-tampon’ny harambato ireo ka navariny avy teny, dia potipotika daholo.
-