FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nahafaty lehilahy edomita+ 10 000 teo amin’ny Lohasahan-tsira+ i Amazia. Azony tamin’ny ady koa ny tanànan’i Sela,+ ka lasa hoe Joktela ny anaran’izy io hatramin’izao.

  • 2 Tantara 20:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ireo tonga ireo anefa izao ny miaramilan’i Amona sy Moaba ary ny avy any amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira.+ Tsy navelanao hanafika azy ny Israely rehefa nivoaka avy tany Ejipta. Nivily lalana izy ireo ka tsy nandringana azy.+ 11 Jereo anefa izao ny avaliny anay! Tonga handroaka anay hiala amin’ity tany nomenao ho lovanay ity ry zareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara