Jona 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Izao no tenin’i Jehovah tamin’i Jona*+ zanak’i Amitahy: Matio 12:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Dia namaly izy hoe: “Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,* nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona mpaminany.+
39 Dia namaly izy hoe: “Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady,* nefa tsy hisy famantarana homena azy, afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona mpaminany.+