30 Hoy àry i Jehovah tamin’i Jeho: “Mety ny nataonao sady nanao izay tsara teo imasoko ianao, ka nanao an’izay rehetra noeritreretiko hatao amin’ny ankohonan’i Ahaba.+ Noho izany, dia handimby anao eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely ny zanakao lahy hatrany amin’ny zafindohalikao.”+