2 Mpanjaka 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanao tetika i Saloma zanak’i Jabesy ka namely azy+ tany Ibleama.+ Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.
10 Ary nanao tetika i Saloma zanak’i Jabesy ka namely azy+ tany Ibleama.+ Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.