Hosea 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela* ny anarany, fa kely sisa dia hofaiziko ny taranak’i Jeho+ satria namono olona* be dia be tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka intsony avy amin’ny taranak’Israely.+ Amosa 7:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hatao tsy misy mponina intsony eny amin’ny toerana avon’i Isaka,+ ary horavana ireo toerana masin’ny Israely.+ Dia hasiako amin’ny sabatra ny taranak’i Jeroboama.”+
4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela* ny anarany, fa kely sisa dia hofaiziko ny taranak’i Jeho+ satria namono olona* be dia be tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka intsony avy amin’ny taranak’Israely.+
9 Hatao tsy misy mponina intsony eny amin’ny toerana avon’i Isaka,+ ary horavana ireo toerana masin’ny Israely.+ Dia hasiako amin’ny sabatra ny taranak’i Jeroboama.”+