FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny taona faha-38 nanjakan’i Azaria+ mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjakan’ny Israely tany Samaria i Zakaria+ zanak’i Jeroboama. Ary nanjaka enim-bolana izy.

  • 2 Mpanjaka 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nanao tetika i Saloma zanak’i Jabesy ka namely azy+ tany Ibleama.+ Nanjaka nandimby azy izy rehefa avy namono azy ho faty.

  • Hosea 13:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’ny Andriamaniny.+

      Ho fatin’ny sabatra izy ireo.+

      Ny zanany hatao torotoro,

      Ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka ao hotatahana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara