FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Naniraka olona nankany amin’i Tiglato-pilesera+ mpanjakan’i Asyria àry i Ahaza, mba hilaza hoe: “Mpanomponao aho sady zanakao. Koa miakara hamonjy ahy amin’ny mpanjakan’i Syria sy ny mpanjakan’ny Israely, fa manafika ahy ry zareo.”

  • 1 Tantara 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ary Bala niteraka an’i Bera izay nataon’i Tilgato-pilnesera,+ mpanjakan’i Asyria, sesitany. Mpiadidy teo amin’ny Robenita i Bera.

  • 1 Tantara 5:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nampirisihin’ilay Andriamanitry ny Israely àry i Pola mpanjakan’i Asyria,+—dia i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria,—mba hanao sesitany ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase. Dia nentin’izy io nankany Hala sy Habora sy Hara ary tany amin’ny reniranon’i Gozana+ izy ireo, ka mbola any hatramin’izao.

  • 2 Tantara 28:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa nataon’i Jehovah nietry ny Joda noho ny nataon’i Ahaza mpanjakan’ny Israely. Navelan’i Ahaza hanaram-po hanao ratsy mantsy ny Joda, ka tena nivadika tamin’i Jehovah.

      20 Tamin’ny farany, dia nanafika azy i Tilgato-pilnesera+ mpanjakan’i Asyria, ka nampijaly azy+ fa tsy nanampy azy akory.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara