-
Deoteronomia 12:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Eo amin’ilay toerana fidin’i Jehovah ao amin’ny tanin’ny foko anankiray aminareo ihany ianareo no tokony hanolotra fanatitra dorana. Eo koa ianareo no tokony hanao an’izay rehetra andidiako anareo.+
-