FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:31, 32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+ 32 Nataon’i Jeroboama andro fety koa ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda.+ Ary nanolotra fanatitra ho an’ireo zanak’omby nataony izy, teo amin’ilay alitara nataony tao Betela.+ Tao koa izy no nanendry mpisorona ho an’ireo toerana avo namboariny.

  • 1 Mpanjaka 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Na teo aza izany, dia tsy niala tamin’ny lalan-dratsiny i Jeroboama, fa mbola nanendry olona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka ihany mba ho mpisoron’ny toerana avo.+ Nataony mpisorona izay* te hanao an’izany, ka hoy izy: “Avelao izy ho anisan’ireo mpisoron’ny toerana avo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara