-
2 Tantara 13:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ianareo koa angaha moa tsy efa nandroaka ny taranak’i Arona izay mpisoron’i Jehovah,+ sy ny Levita, ka nanendry mpisorona ho anareo, hoatran’ny nataon’ny firenen-kafa?+ Ary izay olona tonga nitondra* vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy fito, na iza izy na iza, dia mety ho lasa mpisoron’izay tsy andriamanitra akory.
-