FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:3-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niakatra hanafika azy i Salmanesera mpanjakan’i Asyria.+ Lasa mpanompon’i Salmanesera àry i Hosea, ka nandoa hetra taminy.+ 4 Fantatry ny mpanjakan’i Asyria anefa hoe nitetika ny hikomy taminy i Hosea. Naniraka olona ho any amin’i So mpanjakan’i Ejipta+ mantsy i Hosea, sady tsy niakatra nitondra hetra ho any amin’ny mpanjakan’i Asyria intsony, toy ny tamin’ireo taona teo aloha. Nogadrain’ny mpanjakan’i Asyria àry izy, ka nofatorany tao am-ponja.

      5 Nanafika an’ilay tany manontolo ny mpanjakan’i Asyria. Ary nankany Samaria izy, ka nanao fahirano azy telo taona. 6 Resin’ny mpanjakan’i Asyria i Samaria,+ tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Hosea. Dia nataony sesitany+ tany Asyria ny vahoakan’Israely, ka napetrany tany Hala sy tany Habora izay eo akaikin’ny reniranon’i Gozana,+ ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara